AGROEKOLOJIA : VAHAOLANA ENTI-MIATRIKA NY OLANA ATERAKY NY FIOVAOVAN’NY TOETR’ANDRO EO AMIN’NY FAMOKARANA

Ny tetikasa #PAPAM miankina amin’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana, ary vatsian’ny « Agence Française de Développement » (#AFD) vola, dia mampiroborobo ny Agroekolojia ho an’ny #fanjariantsakafo, ny fahavitan-tena ara-tsakafo ary ny fidiram-bolan’ny tantsaha. Arahintsika anatin’ity HORONAN-TSARY ity ny fahombiazan’ny fanapariahana izany teknikam-pamokarana mahomby izany, indrindra eo amin’ny famelomana sy fiarovana ny tany ary ny fampitomboana ny vokatra : https://www.youtube.com/watch?v=hJcb_oO5Kpg

AGROÉCOLOGIE : LA SOLUTION POUR S’ADAPTER AUX EFFETS DU CHANGEMENT CLIMATIQUE SUR L’AGRICULTURE

Le projet #PAPAM du Ministère de l’#Agriculture et de l’#Elevage, financé par l’AFD, promeut l’#agroécologie afin de favoriser la sécurité et l’#autosuffisancealimentaire ainsi que les revenus des paysans producteurs. Dans cette VIDEO, suivez le succès de la vulgarisation de cette #technique agricole par le projet, largement prouvé notamment dans l’enrichissement et la protection de la terre ainsi que l’accroissement de la #productivité : https://www.youtube.com/watch?v=DjPH8mlNIVw

Comments are closed.