Faritra Vakinankaratra: manomboka ny tetikasa PAPAM

Mpamokatra miisa 908 ao anatin’nytetikasa FANDROSO aoamin’ny faritra Vakinankaratra no nisitraka fitaovam-spamokarana toy ny pulvérisateur, motoculteur, sarcleuse, avy amin’ny FDA Vakinankaratra tamin’ny alalan’ny tetikasa “Projet d’Amélioration de la Productivité Agricole”na PAPAM izay vatsin’ny “Agence Française de Développement” na ny AFD vola sy ny tetikasa FANDROSO izay vatsian’ny Vondrona Eropeana vola.

Nisy ny atrikasa fanamarihana ny fanombohan’ ny tetikasa PAPAM ny asany izay natao tao amin’ny hotely AROTEL Antsirabe, ny 01 jolay 2021.

Ny FDA dia ratsa-mangaikan’ny MAEP izay manohana ara-bola ny mpamokatra misehatra eo amin’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono, mba hahafahany misitraka ireo tolo-draharaha ilainy amin’ny famokarana. Tanjona ny hanatsara ny famokarana, hampitombo ny vokatra sy ny fidiram-bolan’ireo mpamokatra fa indrindra ny hantratrarana ny tanjona amin’ny velirano fahasivin’ny Filoha Andry RAJOELINA, dia ny fahavitan-tena ara-tsakafo.

Nandritra ny atrikasa no nampahafantarana ireo asa vitan’ny FDA Vakinankaratra tamin’ny alalan’ny tetikasa FANDROSO, ary ireo asa mbola hotanterahana mandritra ny enim-bolana faharoa amin’ity taona 2021ity.

————————————————

908 paysans producteurs de la région du Vakinankaratra ont été dotés de matériels et d’ équipements agricoles (motoculteurs, pulvérisateurs, sarcleuses) par le FDA Vakinankaratra du projet Projet d’Amélioration de la Productivité Agricole ou PAPAM. L’atelier de démarrage du FDA Vakinankaratra s’est tenu le 01er Juillet 2021 à l’hôtel AROTEL Antsirabe.

Le Projet PAPAM est financé par l’Agence Française de Développement ou AFD et ce, de 2016 jusqu’en 2022. C’est le FDA Vakinankaratra qui assure la mise en œuvre de la Composante I dudit Projet.

Le FDA ou Fonds de Développement Agricole est un outil financier du MAEP pour faciliter l’accès des producteurs aux services agricoles dans le but d’accroître la production et d’améliorer la productivité et les revenus.

L’atelier a été l ‘occasion de présenter le FDA Vakinankaratra et ses partenaires financiers/bailleurs de Fonds à savoir l’AFD à travers le projet PAPAM et l’Union Européenne (UE) via le Projet FANDROSO, sous-composante 2 du Programme RINDRA. Par ailleurs, les réalisations du FDA Vakinakaratra ainsi que les perspectives pour le deuxième semestre 2021 ont été également exposées.

Retour

Comments are closed.