Communiqué de fermeture de la pêche aux langoustes pour la campagne 2020

Conformément au Décret N° 2017- 854 du 26 Septembre 2017 modifiant les périodes d’exploitation des langoustes en son article 2 nouveau, le Ministre de l’Agriculture, de l’Elevage et de la pêche porte à la connaissance du public que:

“LA PÊCHE, LA MISE EN VENTE, LA VENTE, L’ACHAT, LE TRANSPORT ET LE COLPORTAGE DES LANGOUSTES SOUS TOUTES SES FORMES SONT PROHIBES”

à partir du 1er Octobre 2020 à 00 heure au 31 Décembre 2020 à 24 heures de chaque année dans les Régions Atsinanana, Analanjirofo, SAVA, DIANA, Sofia, Boeny, Melaky, Menabe et Atsimo Andrefana.

Chaque société de pêche, les collecteurs, les poissonneries ainsi que tous les revendeurs de langoustes sont tenus de déclarer les stocks en leur possession à la date du 30 Septembre 2020 auprès de la Direction Régionale de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche la plus proche au plus tard le 09 Octobre 2020.

FAMPANDRENESANA

Araka ny didim-panjakana laharana faha 2017-854 tamin’ny 26 Septambra 2017 momba ny Famaritana ireo fotoam-pitrandrahana oratsimba. Araka ny andininy faha 2 vaovao, ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono dia mampahafantatra ny besinimaro fa

“NY FANJONOANA, NY FAMAROTANA, NY FIVAROTANA, NY FIVIDIANANA, NY FITATERANA NY ORATSIMBA AMIN’NY ENDRINY REHETRA DIA VOARARA”

manomboka ny voalohan’ny volana Oktobra 2020 maraina hatramin’ny 31 Desambra 2020 misasak’alina ho ann’y Faritra Atsinanana, Analanjirofo, SAVA, DIANA, Sofia, Boeny, Melaky, Menabe ary Atsimo Andrefana.

Ireo mpandraharaha rehetra momba ny Oratsimba, na orinasa mpanjono, na mpanangom-bokatra, na fivarotana hazandrano dia tsy maintsy manao fanambarana ny tahiry ananany hatramin’ny 30 Septambra any amin’ny Foibem-paritry ny Fambolena, Fiompiana ary ny Jono akaiky azy indrindra fara-fahatarany ny 09 Oktobra 2020.

Retourhttp://minae.digital.gov.mg

Comments are closed.