PLAE V: Hamerina ala amin’ ny velaran-tany 7020 Ha

Mandray anjara feno amin’ ny tanjon’ ny Firenena Malagasy amin’ ny fanarenana ny ala  efatra tapitrisa hektara izay voalaza ao amin’ ny AFR100  ny PLAE « Projet de Lutte Anti Erosive » andiany faha dimy. Mifanandrify ihany koa amin’ ny politika ankapobeny ny Fanjakana izay mikendry ny famerenana ny ala 40 000 Ha isan-taona hatramin’ ny 2023.

Ankaotra ireo asa sy paikady nahazoana fahombiazana tamin’ ireo andiany efatra  teo aloha toy ny Fiarovana ny zon’ ny fananan-tany sy ny fambolen-kazo ary ny fiarovana ny sahandriaka,  dia hifantoka amin’ ny fampidirana ala-vadimboly, amin’ ny fanatsarana ny toerana firaofan’ ny biby ary ny fanohanana ny kaominina ambanivohitra amin’ ny fanarenana sy famerenana ny ala ny PLAE V.

Notanterahina ny alakamisy 20 febroary 2020 teny amin’ ny Panorama ny atrikasa fanombohana ny tetikasa izay aharitra efa-taona  ka hiasa amin’ ny faritra telo dia ny Faritra Diana, Betsiboka ary Boeny. Tanjon’ity andiany faha 5 ity izany ny hanajariana sy hamerenana amin’ny laoniny ny ala amin’ ny velaran-tany 7020 Ha, ny hampihenana ny tsindry amin’ny ala voajanahary ; ny hamokarana maharitra ny hazo mitondra angovo ; hitantanana maharitra ny tany sy ny rano ao amin’ny kaominina ary ny hanatsarana ny fari-piainan’ireo  mpahazo tombotsoa.

PLAE V : aménager et restaurer 7020 Ha de paysages

La phase 5 du Projet de lutte Anti Erosive (PLAE) va contribuer à l’objectif de Madagascar de restaurer 4 millions d’ Ha de paysages et de forêts dans le cadre de l’AFR100 (Initiative pour la restauration des paysages forestiers africains). Il répond également à la politique Générale de l’Etat Malagasy qui vise une reforestation de 40 000 Ha /an jusqu’ en 2023.

A part les activités et bonnes pratiques qui ont fait la réussite des phases précédentes, comme le Reboisement Villageois Individuel (RVI) et la sécurisation foncière des parcelles des exploitants agricoles,  PLAE V mettra l’accent sur des approches innovantes dont l’intégration de l’agroforesterie, l’amélioration des pâturages et l’appui aux communes rurales pour l’amélioration des paysages forestiers ou mise en défens.

La cinquième phase du projet aura comme objectifs la réduction de la pression sur les forêts naturelles, la régénération et restauration des espaces forestiers, la production durable de bois, la gestion durable des sols et eaux dans les communes et l’amélioration de la situation économique des paysans bénéficiaires et de leurs communes. Elle va intervenir dans 3 régions : région Diana, Boeny et Betsiboka, et va aménager et restaurer 7020 Ha de paysage forestier. L’atelier de démarrage du projet s’est tenu le 20 février 2020 à l’hôtel Panorama.

Retour

Comments are closed.