Vary 6T avy amin’ ny OFMATA

Ho fanatanterahana sy fiombonana tamin’ ny antso avo nataon’ ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA amin’ ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana traboina vokatry ny rotsakorana nandritra ny volana janoary sy febroary lasa teo dia nitondra ny anjara biriky ny OFMATA « Office Malgache du Tabac »

 Vary makalioka 6 T no natolotra nyBNGRC ho famatsiana ireo niharam-boina ny talata 18 febroary 2020 teny Antanimora. Tonga nanolotra izany fanampiana izany ny DG OFMATA Atoa Eddy RANDRIANATSIMBAZAFY sy ny Sekretera Jeneraly  ny Ministeran’ ny Fambolena sy ny Fiompina ary ny Jono  Atoa TILAHY Désiré.

6T de riz de la part de l’OFMATA.

Suite aux intempéries qui ont frappé la Grande Ile durant le mois de janvier dernier et faisant suite au message de solidarité du Président de la République de Madagascar SEM Andry RAJOELINA, l’Office Malgache du Tabac (OFMATA) a apporté sa contribution afin de venir en aide aux sinistrés.

6 Tonnes de riz blanc ont été remises au Bureau National de Gestion de Risque et Catastrophe (BNGRC) le 18 février 2020 par le Directeur Général de l’OFMATA Mr Eddy RANDRIANATSIMBAZAFY accompagné du Secrétaire Général du Ministère de l’Agriculture de l’ Elevage et de la Pêche (MAEP) Mr TILAHY Désiré.

Retour

Comments are closed.