Ho tohanana ny tanora sy mpandrahara Malagasy vonona hampiroborobo ny toekarena

Vonona atrany aho hanohana ny tanora mba ho lasa tanora mendrika ho tanora sangany sy hitondra fandrosoana ao amin’ ny faritra iainany sy ny fireneny”. Izany ny votoati ten’ ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA nandritra ny lanonampitokanana ny toeram- panofananan’  ny CAFPA vaovao na “Centre d’Appui et de Formation Professionnelle Agricole” izay ivo-toeram-panofananan’ ny Ministeran’ ny Fambolena sy ny Fiompina ary ny Jono (MAEP) sy ny Ivo-toerana Fihariana Ivoara ao antsirabe ny sabotsy 19 oktobra 2019.

Antokin’ ny fampivoarana ny toekarena, sy fampivoarana ny tontolo ambanivohitra ny fanofanana ny tanora ka tsy azo atao ambaninjavatra. Izany no anto mpisian’ ny Tetikasa tohin’ ny Fihariana sy ireny  ivo-toeram-panofanana ny tanora hisehatra eo amin’ ny tontolo ambanivohitra tohin’ ny CAFPA. Hohatsaraina  hatrany ireo rafi-panofanana  mba hafahan’ ireo tanora mpiofana ho lasa mpandraharaha matianina hoy ny Filoham-pirenena  Andry RAJOELINA ary hohamafisina ny fanohanana ny tanora mpiofana mba hafahany misehatra avy atrany rehafa vita ny fiofanana.   Hanome famatsiambola ireo tanora mpiofana ao amin’ ny CAFPA ho fanatanterahina ny tetikasany rehefa vita ny fiofanana izay haharitra telo taona ny Filoha ary hanampy ny FIFAMANOR iany koa ny fanjakana.

Nandritra ny fotoana dia nisy ny fampisehona fotodrafitrasa manarapenitra tohin’ ny tranomby sy tranon’akoho izay nataon’ ny tetikasa Fihariana ary nisy iany koa ny fanolorana masomboly vary sy sac PAPRIZ  sy sakafon- omby noatsaraina hoan’ ny mpiompy omby vavy be ronono sy ny vondron’ ny tantsaha tohanan’ ny Ministera  ao amin’ ny farita Vakinakaratra.

Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ ny Filoham-pirenena tany amin’ ny Faritra Vakinakartra dia nisy iany koa ny  fitsidiana ny trano fanodinana rononon’ ny orinasa Lasaha tany amin’ ny Parc de l’Est.

Trano fanodinana ronono’ ny orinasa malagasy ROMINCO izay tsy miasa intsony no navaozin’ny orinasa Lasaha. Fanohanana sy tosika ara teknika avy amin’ ny MAEP sy ny tetikasa Fihariana no nafahan’ ny orinasa Lasaha nanatanteraka izany fikasana izany. Nanambara ny Filoha fa vonona foana ny fanjakana Malagsy hanoana ny mpandrahara Malagasy manana fahavitriana sy vonona hampandroso ny toekarena sy ny tontolon’ ny fandraharana eto Madagasikara ary  ny Orinasa Lasaha dia azo lazaina ho fitraratra amin’ izany.

Fotoana iray ihany koa nanaloran’ ny MAEP ny fitaovana Fitiliana ny kalitaon’ ny ronono na “Laboratoire mobile de contrôle de la qualité du lait” hoan’ ny faritra Vakinakaratra ny fotoana io. Fitovana entina hitiliana ny kalitaon’ ny roronono izay mivezivezy sy mivoaka ao amin’ ny Faritra  ireo fitaovana fitiliana ireo.

Appuyer les jeunes entrepreneurs Malagasy.

« Je me suis engagé à accompagner  les jeunes pour qu’ils soient des leaders, pour qu’ils soient des acteurs du développement de leurs régions et de leur pays ». Tels ont été les mots du Président de la République de Madagascar SEM Andry RAJOELINA durant la cérémonie d’inauguration du nouveau  Bâtiment du Centre d’Appui et de Formation Professionnelle Agricole (CAFPA) et du centre de formation  Ivoara  du Projet FIHARIANA  le 19 octobre 2019 à Antsirabe.

La formation est une des conditions pour l’épanouissement des jeunes et le développement de l’entreprenariat dans le monde rural.  Le projet FIHARIANA et les divers centres de formations de l’Etat Malgache ont été mis en place  pour façonner et appuyer les jeunes pour qu’ils puissent devenir des acteurs forts du développement.

Durant la cérémonie d’inauguration le Chef d’ Etat a donc pris la décision de renforcer les appuis pour le CAFPA. Il a aussi déclaré que les jeunes porteurs de projets professionnels ayant terminé leur formation devront obtenir un accompagnement et un suivi de la part de l’Etat. Le président s’est  engagé à financer les jeunes, nouvellement recrutés du CAFPA, qui vont suivre une formation de trois ans. Il a aussi  promis d’appuyer le centre FIFAMANOR. 

Cette cérémonie fut également l’occasion de présenter aux jeunes des infrastructures d’élevage  étable et poulaillers  répondant aux normes par le projet Fihariana. 8 T de semences de riz, 104 sacs PAPRIZ, et des balles d’ensilages JunCao ont également été distribués aux membres des organisations paysannes et aux éleveurs de vaches laitières   appuyés par  le MAEP.

Toujours dans le cadre de la visite  présidentielle dans la Région Vakinakaratra  le Président de la République a visité la laiterie LASAHA. Il s’agit de l’ancienne laiterie ROMINCO qui a cessé de fonctionner depuis des années. Grace à l’appui technique du Ministère de l’Agriculture de l’Elevage et de la Pêche et du projet Fihariana la société Lasaha a pu donc redonner une nouvelle vie à cette infrastructure. Durant cette visite le Chef d’ Etat n’a cessé de mentionner que l’Etat Malgache est toujours prêt à appuyer et subventionner les entrepreneurs malgaches motivés qui veulent contribuer au développement de l’économie et que l’entreprise Lasaha en est un bel exemple.

Profitant de l’occasion, le MAEP a remis à la région du Vakinakaratra un laboratoire mobile de contrôle du lait. Il s’agit d’un dispositif mobile à mettre en place sur 3 sites dans la région : Betafo Behenjy et Ambohiby, pour contrôler la qualité du lait à l’intérieur et à la sortie de la Région

Retour

Comments are closed.