FITSIDIHANA ARA-POMBA FIFANAJANA NY MINISITRY NY FAMBOLENA SY NY FIOMPIANA ARY NY JONO NATAON’NY MPIRAKI-DRAHARAHAN’ NY MASOIVOHO AN’I INDONEZIA

Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, RANARIVELO Lucien, ny talata 24 Septambra 2019 ny mpiraki-draharahan’ ny masoivoho an’i Indonezia ANINDITA HARIMURTI AXIONA.Niompana tamin’ny fampiroboroboana ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta dia Madagasikara sy Indonezia ny fifanakalozana nataon’izy ireo.Ankoatra izay dia nitondra fanasana ihany koa izy mahakasika ny « forum » iraisam-pirenena izay atao any Indonezia.

Sehatra iray ahafahana mampivelatra sy mampiroborobo haingana ny sehatry ny jono eto Madagasikara io fihaonam-be io ary fihaonana amin’ireo tompon’andraikitra amin’ny sehatry ny jono sy ny harena an-dranomasina. Ankoatra izay, dia hisy ny fifanakalozana ara-teknika sy ara-teknolojia mandritra io “forum” io.

VISITE DE COURTOISIE EFFECTUE PAR LE CHARGE D’AFFAIRE DE L’AMBASSSADE DE L’INDONESIE

Le chargé d’affaire de l’ambassade de l’Indonésie, ANINDITA HARIMURTI AXION a effectué une visite de courtoisie auprès du Ministre de l’Agriculture, de l’élevage et de Pêche Monsieur Lucien RANARIVELO, ce mardi 24 septembre 2019. Cette visite a pour objectif de manifester la volonté de l’Indonésie à contribuer pour le développement et l’avancement du secteur Agricole à Madagascar. Il a profité de cette occasion pour remettre au Ministre du MAEP une invitation à un forum international en Indonésie.

Ce forum est une opportunité de développement pour Madagascar puisqu’ il va permettre aux responsables et aux décideurs de rencontrer les acteurs et les autorités du secteur de la pêche et des ressources halieutiques indonésiennes et d’échanger ainsi les expériences et connaissances.

Retour

Comments are closed.