ASIEF: Tompon-dakam-paritry Analamanga tamin’ny dihy ny MAEP

Norombahan’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono ny tompon-dakam-paritra Analamanga  ny fifaninana dihy “5 danse”  sy ny tompon-daka lefitra amin’ny “solo chain plus de 50  taona” ary ny laharana fahatelo amin’ny dihy “solo chain 35 à 50 taona”, izay nokarakarain’ny ASIEF tamin’ity taona ity.

Hizeka ny hiakatra amin’ny ambony hatrany ary vonona tanteraka hiatrika ny ASIEF NATIONAL izay ho tanterahina any Antsiranana ny 07-20 Oktobra 2019 izy ireo.

MAEP: Championnat regional Analamanga de l’ASIEF

Le Ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche a gagné le championnat regional Analamanga de la “5danse”,  la 2ème place du “solo chain plus de 50 ans” et la 3ème place de la dance “solo chain de 35 à 50 ans”, organisé par l’ASIEF (Association Sportive Interministerielle pour l’entretien des Fonctionnaires) cette année 2019.

Ils seront pleinement préparés à l’ASIEF National qui se tiendra le 07 au 20 Octobre 2019 à Antsiranana.

Source: Communication MAEP

Retour

Comments are closed.