Fetin’ny Mimosa tao Ambatolampy

Ny Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, RANARIVELO Lucien, dia nanentana ny olom-pirenena rehetra mba handray anjara amin’ny fikojakojana lakan-drano nandritra ny fankalazana ny fetin’ny mimosa izay notanterahina tao Ambatolampy ny15 Aogositra 2019.

Ny fahavitan-tena ara-tsakafo amin’ny taona 2020 voalaza ao amin’ny velirano faha 9 dia midika fahavitan-tena ara-bary .Tsy afa-misaraka ny vary sy ny rano ka noho izany ny fiakaran’ny voka-bary dia miankina tanteraka amin’ny rano izay manondraka ny lemaka.Ka ny ministera dia manokana 2volana (aogositra-septambra)amin’ny fikojakojana ny lakan-drano.

Ambatolampy dia fantatra tamin’ny fiompiana soavaly,fiompiana trondro truite ary ny mimosa izay efa lefy laza ankehitriny.Nandritra ny kabary izay nataony dia nampanantena ny minisitra fa hamerina indray ireo izay nahafantarana an’Ambatolampy ireo.Hisy ihany koa ny tohana sy ny fanamafisana traikefa amin’ireo.Nanamafy ihany ko izy fa vonona ny minisitera ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono hanampy ireo tantsaha amin’ny fampitomboana ny vokatra.

—————–

Le Ministre de l’agriculture, de l’élevage et de pêche, RANARIVELO Lucien, lors de la fête du mimosa qui s’est déroulée le 15 août 2019 à Ambatolampy,  a fait appel à tous les citoyens de participer à l’entretien des canaux d’irrigation.

Le Velirano n°9 de l’IEM pour l’autosuffisance alimentaire en 2020 se reflète en premier par l’autosuffisance en riz. Or le riz et l’eau sont inséparables. La hausse de la production rizicole dépend étroitement de l’eau qui irrigue les périmètres. Compte tenu de l’importance de l’eau, le ministère a consacré les deux mois (août et septembre) à l’entretien et au drainage des canaux d’irrigation.

Ambatolampy était connu pour l’élevage de chevaux, l’élevage de truites et du célèbre mimosa. Mais tout cela s’est disparu avec les années. Lors de son allocution, Monsieur le Ministre a promis de redonner à Ambatolampy sa renommée d’avant. Ainsi, il y aura des appuis et des renforcements de capacités en ces domaines. Il a également affirmé que le ministère est toujours prêt à aider les paysans à augmenter leurs productions.

Date: 15/ 08/ 2019

Source: Communication MAEP

Retour

Comments are closed.